
![]()
![]() |
Title: | Ilay Andriandahy Kely |
| Publisher: | Foi et Justice | |
| Place: | Antananarivo, Madagascar | |
| Year: | 1997 | |
| Translator: | Roger Bruno (?) | |
| ISBN No.: | 2-911477-07-3 |
|
Remarks: Bilingual Malagasy and French edition. |
![]() |
Eny, ry ilay andriandahy kely, dia tsikelikely toy izany no nahazoako antsaina izato fiainanao kely feno alahelo. Nandritra ny fotoana maharitra dia tsy nanana fialamboly hafa ianao afa-tsy ny hamamin'ireo filentehan'ny masoandro. Fantatro izany antsipirian-javatra vaovao izany tamin'ny andro fahefatra, ny maraina, rehefa nilazanao aho hoe: Mahafinaritra ahy loatra ny filentehan'ny masoandro. |
![]()
Please correct me & mail your comments
Back to main page
zurück zur Hauptseite